Veloma vetivety

Miarahaba antsika namana mpandalo sy mpiblaogy e! Hisy fanamboarana kely ny blaogin'i Maeva74 ka hikatona kely fotsiny, tsikaritro ihany koa fa mbola malaindaina daholo isika mpitsidika sy mpakafy blaogy.

Ba betsaka daholo dia mirary faran'ny herinandro finaritra koa. 

(2) Hametraka hevitra    (0) Verindrohy (trackback)   

Hevitra 2 "Veloma vetivety"

  1. Mpakafy said:

    18/10/2010, at 10:11 [ Valio ]

    shhhh Nahoana koa ary izany???


  2. Rindra said:

    18/10/2010, at 05:08 [ Valio ]

    Dia ahoana izany ry Maeva ???? Dia ovina indray no hitohy ny tantara fa tena efa latsaka anaty mihitsy ilay izy. Kanto sy be fihetseham-po loatra ny tantaranao ka lasa ho toy ny sakafo mamelona ny fanahinay ny famakiana azy.
    Mirary soa hatrany ho anao dia hitroatra ambony foana ny dia.