Faly miarahaba sy mandray anao eto amin'ity blaogy ity ny tenako. Faly aho manasa anao hanaraka tantara mitohy sy tononkalo fa izany no azoko aroso sy atolotra anao . Marihako etoana fa izay tantara ho soratako etoana dia tantara noforoniko avokoa, ary tsy misy tantarako na iray aza, ka miala tsiny raha sendra misy fitovian- javatra teo ämim'ny fiainan'ny tsirairay.
Dia mirary soa ho an'ny tsirairay izany i Maeva74
Mahazoa fy dia misaotra indrindra.
Maeva74
" Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ary ny fitiavana; fa ny FITIAVANA no lehibe indrindra"
" Maintenant donc ces trois choses demeurent : la foi, l'espérence, l'amour; mais la plus grande c est l'AMOUR "
" For now there are : faith, hope and love. But of these three the greatest is LOVE.
1CORINTHIANS 13.13